13 lines
1 KiB
Text
13 lines
1 KiB
Text
|
|
M0:|t:FFPM 496 Jeso iankinako|a:Pedersen, 1839 - 1880|c:Ab|m:6/4|r:77.77.77.|h:(Feon-kira espagnol) Miadanadana
|
||
|
|
U0:z0:${x6}848484C/${x0}
|
||
|
|
N1:#s, ddtdldsmdfrdtdmmrmfmrmmrmfmrddtdldsmdfrdtd
|
||
|
|
N2:#m, ssssffmslllsfmsssslsssssslssssssffmslllsfm
|
||
|
|
N3:#t, mmrdddddddrmrdddtdddtddtdddtmmrdddddddrmrd
|
||
|
|
N4:#d, dmsmfld'd'lffssddmssfdsdmssfdsdmsmfld'd'lffssd
|
||
|
|
Y1:Jeso i_ankinako,/Izy no Mpanavotro;/Kristy itoki_ako/Amintsaina sy ny fo;/Kristy ifali_ako,/Izy marina sy to.
|
||
|
|
Y2:Nahafoy ny lanitra/Hi_anao, Mpanavotra;/Raha ny vaho_akao/Nobaboin'ny rafinao,/Hi_anao nangoraka,/Ry Kristy Mpanafaka.
|
||
|
|
Y3:Fahori_am-be erỳ/No nanjo Anao tatỳ,/Fa ny fahavalonao/Dia nanenjika Anao;/Nefa novali_anao/Indrafo ny rafinao.
|
||
|
|
Y4:He, nijaly Hi_anao/No\ho ny fiti_avanao,/Ka ny famindramponao/No nahafatesanao;/Hi_anao nasandratra,/Fa nijaly fatratra.
|
||
|
|
Y5:Saro-bidy izahay,/Fa ny ranao avotray,/I\zay nomenao ho anay,/Mba hanafaka anay;/Tonga olom-potsinao/Izahay navotanao.
|
||
|
|
Y6:Ravoravo izahay,/Ry Mpamonjy maminay,/Ka ny fanavotanao,/An'izao tontolo\ izao/Sy ny fiti_avanao, No isaoranay Anao./
|