12 lines
1.5 KiB
Text
12 lines
1.5 KiB
Text
|
|
M0:|c:G|m:9/4 Miadanadana|t:FFPM 97 'Lay fonao tia tao Gologota|a:Dr Andrianandraina|h:P.P. Bliss, 1838-1876|r:10.9.10.9.10.9.
|
|||
|
|
U0:z0:${x4} 444CC444CC/ 444CC444O/ ${x0}
|
|||
|
|
N1:#s, sltdddrmll/ ltdrrrdrm/ #dmrmfffslls/ sfmrrrmFs/ sfmmrrmffm/ mrmsmmrdr/ s, l, t, dddrmfl/ lsfmsfmrd
|
|||
|
|
N2:#m, sFfmmmfsll lsFs6/ dtTlllTd3/ m'rdtttdlt/ m'rddttdrrd/ drd4sdt/#m, sFfmmmfsld/ dtlsdssfm
|
|||
|
|
N3:#s, sdrd7/ d3t3ltd/ d7ffm/ #t, s5r4/ s10/ s6fms/ tdrd6f/ d4mrdtd
|
|||
|
|
N4:#f, s3d5ff/ fsls5d/ d3f5dd/ d3r5s/ s8dd/ dtdmddtds/ sssdddddff/ fffs5d
|
|||
|
|
Y1:‘Lay fonao ti_a tao Gologota/No velona\ ao an-tsaiko izao,/Ny fonao ‘zay mitady mpanota/No vo_aratra indrindra tao./Ry fo malala, nihafy loatra,/Lavitra ny mpangoraka\ Anao/Ry fo malala, nihafy loatra,/Lavitra ny mpangoraka\ Anao
|
|||
|
|
Y2:Indro! Ny lefona koa mamely,/Ka notrobarana Hi_anao!/He! malahelo ireo anjely,/Fa naharary re ny fonao!/Io no fitia tsy misy toa azy./Zaran’izao rehetra izao/Io no fitia tsy misy toa azy./Zaran’izao rehetra izao
|
|||
|
|
Y3:Efa hisoka ny anto_andro,/Menatra\ izao tontolo izao;/Tsy ela\ intsony dia maizina\ andro/Kalvary ‘zay nihantonanao!/Fa\ izaho tsy mba hangataka\ andro/Hampi_antrano ny tenanao/Fa\ izaho tsy mba hangataka\ andro/Hampi_antrano ny tenanao
|
|||
|
|
Y4:Tsy sasatra na valaka ko_a,/Ny fonao ti_a, ry Tompo ô,/Menatra\ izao i\ty foko tsy so_a/Tsy hahavaly tokoa Anao;/Nefa ampi_o aho hanaiky,/Hanatontosa ‘zay sitrakao/Nefa ampi_o aho hanaiky,/Hanatontosa ‘zay sitrakao/
|
|||
|
|
Q0:${N:new}N4:#f, s3d5ff/ fsls5d/ d3f5dd/ d3r5s/ s8dd/ dtdmddtds/ sssdddtdff/ fmfs5d
|