7 lines
969 B
Text
7 lines
969 B
Text
|
|
M0:|c:Bb|m:4/4 Mavitrika|t:FFPM 663 He, lasa izao ny malala|h:Kr. Wendelborg 1863-1938|a:Andriamampihantona|r:9898D
|
||
|
|
I0:ffpm-126.txt:^(M|U|Y)
|
||
|
|
U0:zE:2 4y4y 4(224)/z22 4y4y C/z22 4y4(y) 4(22)4/4 4y4y C/4 4y4y 84/4 4y4y C/z22 4y4y (422)4/z22 4y4y C/z22 4y4y (422)4/4 4y4y E
|
||
|
|
Y1:He, lasa izao, ny malala/Nifindra\ ao an-dapan'ny Ray;/Isika rehefa mi_ala,/Ho faly hahita\ azy\ indray./Isika izao mitomany,/Iharan'ny mafy manjo;/Jesosy mahita izany,/Ka Izy hanony ny fo./Jesosy mahita izany,/Ka Izy hanony ny fo.
|
||
|
|
Y2:Matetika re ny mangidy/Avela hihatra\ aminao,/Ka aoka mba tsy hanadidy,/Fa fe_on'ny Tompo izao./Ny zanaka ti_an'ny rainy/Tsy maintsy anariny re!/Izay mahaso_a ataony,/Ombam-piti_avana be./Izay mahaso_a ataony,/Ombam-piti_avana be.
|
||
|
|
Y3:Ny fo mora kivy ari_o,/Fa tsy mba hanary ny Ray;/Ny mamy tsy hita ani_o/Haposany rahatrizay,/Hofaohany ny ranomaso/Soloam-pifali_ana be;/Ny toky omeny andraso,/Fa ho tanterahiny re!/Ny toky omeny andraso,/Fa ho tanterahiny re!
|