14 lines
1.1 KiB
Text
14 lines
1.1 KiB
Text
|
|
M0:|c:C|m:2/4|t:FFPM 408 (2) Jehovah Ray mahari-po|r:LM|i:ZEUNER'S CHANT|a:J.A Houlder (1844-1932)|h:Heinrich Christoph Zeuner (1795-1857)
|
||
|
|
U0:z4:4222244$Q4/422224462442222$Q4/4222244$Q4
|
||
|
|
N1:#d's,l,t,dl,s,f,m,mrt,drdl,t,t,dl,s,m,f,s,l,rt,t,dl,s,s,s,
|
||
|
|
N2:#d'm,f,s,s,f,m,r,d,s,s,s,F,s,l,F,s,s,m,f,m,d,r,m,f,l,s,s,s,f,m,r,m,
|
||
|
|
N3:#d'ddrdddt,s,drrrrmrrrdddddddfrrdddt,d
|
||
|
|
N4:#d'd,f,r,m,f,s,s,,d,dt,s,l,t,l,r,s,s,l,f,d,d,d,d,f,r,s,f,m,f,s,s,,d,
|
||
|
|
Y1:Jehova\h, Ray mahari-po,/I\zay ti_a sy mamindra fo,/O, mihainoa ny hatako;/Mba mamindrà fo amiko.
|
||
|
|
Y2:Izaho i\zay mangataka/Tsy azo hamarinina;/Indrisy! be ny tsiniko:/Mba mamindrà fo amiko.
|
||
|
|
Y3:Tsy tamboko isaina re/Ny fahotako marobe,/Ka be tokoa ny tahotro;/Mba mamindrà fo amiko!
|
||
|
|
Y4:He! Misy hanatonako/Anao, Mpandray mpibebaka;/Izaho diso fatratra:/Mba mamindrà fo amiko!
|
||
|
|
Y5:Fa Jeso no Anarana/I\zay entiko mangataka/Ny hamelanao heloka:/Mba mamindrà fo amiko!
|
||
|
|
Y6:Tsinjovy re ny zanakao/Miverina\ Aminao izao/Ka mitaraina Aminao:/Mba mamindrà fo amiko!
|
||
|
|
Y7:O! mba jereo ka i_antrao/Izaho mi_andrandra\ Anao;/Ny heloko vono_inao,/Fa mampisaraka\ Aminao.
|