feufaro/composeApp/src/commonMain/composeResources/files/ffpm-65-1.txt

12 lines
1.4 KiB
Text
Raw Normal View History

2025-12-10 15:32:24 +01:00
M0:|c:G|m:4/4|a:Philips Brooks 1835-1893 Karoly anglikana|r:CMD|h:L.H. Redner 1831-1908|t:FFPM 65 (1) Ry Betlehema kely ô
U0:zC:4 4444 444/4 4(22)44 C/4 4444 444/4 4(22)44 C/4 4444 624/4 4444 C/4 4444 444/(22) 4(22)4(22) C
N1:#t, mmmRmsfl, rdtdrs,m mmmlssfl, rdtdmrd mmmrdttt tl,tdrm mmmRmsfl, l-sd-m-rd
N2:#m, sssFsTlf lss-sss ssdDDrlf lss-ttd dddtlSSS SlSllS dssFsllf ltdF-sf-m
N3:#t, dddddDrr fmrmffm dmmmmlll fmrmsfm ssmfFSSS mmmmdt ssmddDrr R-mrddt-d
N4:#f, dddddfff fss-ssd, ddTllrrr, fs-sssd dddrRmmm rdtlfm dddddfff F-sl-ss-d
Y1:Ry Betlehema kely ô!/Sondri_an-tory ve?/Kanefa\ injay miseho ao/Ny hazavana be./Ny toky sy ny tahotra/Mihaona\ ankehitrio,/Fa Kristy 'Lay Mpanavotra/No teraka anio
Y2:Ry kintana maraina ô!/Fitarikandro soa,/Torio fa tonga\ atỳ izao/Ilay Mpanjaka soa!/Ka he! ny voninahitra/Ho\ anAndriamanitra!/Fiadanana tsy tapitra/Ho anny olona!
Y3:Endrey, mangina fatratra/Ny fampidinana/Ny fitahi_an-danitra/Am-ponny olona!/Tsy misy tabataba re,/Na horakoraka./Kanefa Kristy tonga\ anie/Am-po mangoraka!
Y4:Rankizy hendry sy madio/Tsarovy Kristy i\zao/Fa Izy tonga\ atỳ anio/Mba ho Mpamonjinao./Na misy aza ny manjo,/Izao No_ely\ izao/No saino fatratra\ ao am-po/Hampionona anao!
Y5:Ry Zaza Masina sy soa,/Ry Zanaki Maria,/Ry Tomponay, Mpamonjy koa,/Midìna re atỳ./Ny feonny lanitra no re,/Indray No_ely\ izay,/Nitondra teny so_a hoe:/Ianao no Avotray!//