11 lines
1,023 B
Text
11 lines
1,023 B
Text
|
|
M0:|c:F|m:4/4 Faingampaingana|r:878747|a:(Maintimolaly)|h:(St Albans)|t:FFPM 43 Manenoa ry farara
|
|||
|
|
U0:z0:6244 4444/ 4444(22)4(44)/4(22)4444(22)4/ (22)4(22)(22)(22)48/4(22)(22)4 4(22)(22)4/ 4(22)4(22) 4(22)8
|
|||
|
|
N1:#t, mfrsdrtd fmlsf-mmr m-frsdrt-d f-mrFsls-Fs m-frdrf-smrm s-lsfmmr-d
|
|||
|
|
N2:#s, ddrtdlss d4ltddt dd-ttlls-d drdrdrlltdt d-dtltr-tdtd3-dd-dt-d
|
|||
|
|
N3:slssmfrm fslmf-ss- s-lssmrr-s lssslsmr-rr m-ls-sl-ss-s mR-ml-s-fm
|
|||
|
|
N4:#f, dltslfsd ldf'mr-ds- df-sm,lFsfm ltdtltdr-r,s df-s-srs-d-d dF-sldss-d
|
|||
|
|
Y1:Maneno_a, ry farara!/Horohoroy, ry tany/Ka mi_antso_a ny maty,/Fa\ akaiky ny Mpitsara;/Indro Kristy/Indro Kristy/Avy amin-drahona!
|
|||
|
|
Y2:Ny fe_ony no hampifo\ha/Ny any am-pasana;/Ny teniny no hamory/Ny velona rehetra;/Samy handray/Samy handray/Ny valin’ny nataony.
|
|||
|
|
Y3:Ny tsy mino hilazany:/«Mi_alà voa_ozona,/Mandehana, mito_era/Ao amin’ny maizina»/Ry mpanota/Ry mpanota/Any ny anjaranao.
|
|||
|
|
Y4:Fa ny mino hilazany:/«Avi_a, notahina,/Mandroso_a, mankanesa/Ho amin’ny mazava»/Io, ry mpino/Io, ry mpino/Indro! ny anjaranao.
|