feufaro/composeApp/src/commonMain/composeResources/files/ffpm-242-1.txt

12 lines
869 B
Text
Raw Normal View History

2026-01-06 16:09:29 +01:00
M0:|c:Bb|m:2/4|t:FFPM 242 (1) Misaotra Anao 'zahay ry Ray|a:Henri Randzavola 1873-1953|h:ERNAN Lowell Mason 1792-1872|r:LM
U0:z0:${x2}42244 (22)(22) 8/ 4224(22) (22)(22)8/${x0}
N1:#m, smfsddtltd lllsstrdtls smfsddtltd lllsdm'2rdtd
N2:#d, mdrmsf-f-m fffmrss-sFs mdrmsf-f-m fffsmssfmrm
N3:#s, dstdmr-r-d 5trrmrdt dstdmr-r-d 5s-s-s-s
N4:#t,, d5s-s-d fffds-tdr-s d5s-s-d fffmd-s-s-d
Y1:Misaotra\ Anao i\zahay, ry Ray!/Fa tsy nafenina anay,/I\zay tena sitrakao tokoa/Mba hahazo_anay ny soa.
Y2:Ka mitari\ha anay izao/Handray ny toro-hevitrao/Izay lazainny teninao/Hanaovanay ny sitrakao.
Y3:Ampahirato izahay/Hahaizanay mahita\ anio/Ny zava-mahagaga\ anay/Ao aminny lalànao soa.
Y4:Ampi_anaro izahay/Ho tia tokoa ny teninao,/Ka hankatò ny didinao,/Hanaiky hotapahinao.
Y5:Ny asanny Fanahinao/Mba tanteraho aminay/Hampiorina\ ao anatinay/Izay lazainny teninao.