Y1:Jehova\h ô, derainay Hi_anao!/Ankalazainay ny Anaranao!/Izao rehetra\ izao manaja\ Anao,/Fa Rainay ho mandrakizay/Izao rehetra\ izao manaja\ Anao,/Fa Rainay ho mandrakizay
Y2:Mpanjakanay sy Tompo masina/Omenay eram-po ny hasina/Izao rehetra\ izao mihoby\ Anao,/Fa Rainay ho mandrakizay/Izao rehetra\ izao mihoby\ Anao,/Fa Rainay ho mandrakizay
Y3:Ry Masina manerinerina,/Jehova\h be fitia sy marina!/Izao rehetra\ izao misaotra\ Anao,/Fa Rainay ho mandrakizay/Izao rehetra\ izao misaotra\ Anao,/Fa Rainay ho mandrakizay
Y4:Manerana izao tontolo\ izao/Ny laza sy ny voninahitrao/Izao rehetra\ izao hanoa Anao,/Fa Rainay ho mandrakizay/Izao rehetra\ izao hanoa Anao,/Fa Rainay ho mandrakizay
Y5:Andri_ananahary masina\ ô/Tanteraka ny fiandri_ananao/Izao rehetra\ izao mitsaoka\ Anao,/Fa Rainay ho mandrakizay/Izao rehetra\ izao mitsaoka\ Anao,/Fa Rainay ho mandrakizay.