feufaro/composeApp/src/commonMain/composeResources/files/ffpm-29.txt

6 lines
775 B
Text
Raw Normal View History

2025-11-29 05:02:01 +01:00
I0:ffpm-59.txt:^(M|Y)
M0:|c:D|m:4/4 Faingampaingana|t:FFPM 29 Ry foko, mitsangàna izao|r:8878874848|a:Rahajason 1897-1971|h:Philipp Nicolai 1556-1608
Y1:Ry foko, mitsangàna\ izao/Ka miderà ny Tomponao,/Andri_amanitsika!/${D:Nasehony ny heriny/Ny fasana levoniny/Tsy hahatàna\ antsika/}Derao, hobio!/Halelo_ia sy hosana, fanjakana,/Azy Tompom-pahefana!
Y2:He, vitanao Mpanavotra/Ny lova mahasambatra,/Ny fasana resenao;/${D:Mahazo toky fatratra/Ny mitomany sasatra!/Ny lanitra vohanao,/}Jeso Kristy,/Zay nitsangana maraina/Tomponaina,/Andro paka, ara\habaina!
Y3:Derao ny voninahiny,/Ankalazao ny heriny/Fa resy re Satana!/${D:Ry tany sy ry lanitra,/Derao Andri_amanitra/Akaro ny hosana!/}Raiso, Tompo,/Raisonao ny voninahitra\ aman-dera,/Ho Anao, ry Zanakondry!