12 lines
1.2 KiB
Text
12 lines
1.2 KiB
Text
|
|
M0:|c:Eb|m:4/4|r:7676D|t:FFPM 209 Jesosy tena kiady|a:A. Razafindrakoto|h:Ira David Sankey 1840-1908|u:https://hymnary.org/hymn/JCES1893/page/40
|
||
|
|
U0:z0:${x2} 4y44 (62)8/ 4y44G/ ${x0}4y44 (44)8/ 4y44G/ 4y44 (44)(44)/ 4y44G
|
||
|
|
N1:#r mmrmfsls/ mmmsmr/ mmrmfsls/ FFslFs/ tttlssds/ tttlss/ mmrmfsTlw/ sssfrd,
|
||
|
|
N2:#t, ddtdddwd/ dddmdt/ ddtdrmfm/ ddtddt/ rrrffmwm/ rrrffm/ ddtdrmsfR/ mmmrtd
|
||
|
|
N3:s4rmfm/ sssdss/ #r s5dwd/ llsFls/ s5dsd/ sssttd/ s5dwdw/ dsssfm
|
||
|
|
N4:d6wd/ d5s, /d6wd/ r5s, /s5dwd/ s5d/ d6mfF/ s4s, d
|
||
|
|
Y1:Jesosy tena kiady/Sy reharehanay/Namoha vavahady/Ny tanindrazanay;/Nampiditra ny Teny/Hampahalala\ anay/Ny Ray, ny fahendreny/Mba hi_anaranay
|
||
|
|
Y2:Na betsaka mifofo/Ny Ba_ibolinay/Mihaza sy milofo,/Moa ketraka\ izahay?/Jesosy no Mpi_aro/Ka moa ho kivy ve?/Vao mainka mihamaro/Ny mpankasitraka\ e!
|
||
|
|
Y3:Mbola\ Izy no Filoha/Mpitarika anay,/Hitory ka hamoha/Ire_o namanay;/Vahoaka\ an-tapitr'isa/no mbola\ hasondrotray,/Hahita Paradisa/Ho zanaky ny Ray!
|
||
|
|
Y4:Ry Jeso, hatanjaho/Ny fi_angonana,/Hijoro\ ho tena taho/Mamoa mandrakizay!/Hianao anie no sandry/'Zay tena tanjakay/No sady hany andry/'Zay hijoro_anay!
|
||
|
|
Y5:Jesosy soa malala,/Tsy fo_inay Ianao!/Ny fonay dia handala/'Ty lova taminao/Fanahy ravoravo/Noho ny Teninao/Ry Zanaky ny Avo,/Izao misaotra\ Anao/
|