N4: ls f- m r- df, s, dt,l,t, dr m- m- l, l,-r- m- fm r- d -- d d f- m rm fs l Fs- sf m r d r s d- r- mf s s,d
Y1:Jere_o ny Mpamonjy, Izay mi_akatra/${D:Ho ao Jerosalema Hanao ny avotra;/}Na di_a be ny ratsy Mikendry Azy ao,/Ny mba hamonjy azy/No ti_any hatao.
Y2:Tsy biby manandaza/No nitaingenany,/${D:Tsy ny hitady laza/No nihavi_any;/}Kanefa manankery/Handresy ho anao;/Ny ratrany irery/No aina ho anao.
Y3:I\lay vo_asatro-tsilo/Noho ny helokao/${D:Dia mety sy maniry/Mba ho Mpanjakanao./}Ny rany sarobidy/Omeny ho anao;/Ny lanitra nihidy/Misokatra\ aminao.
Y4:Ampi_o mba ho haiko/Hatolotra Anao,/${D:Jesosy ô, ny aiko/Ho voninahitrao;/}Velariko ny foko/Eo anolo_anao,/Tsy misy tsy ho foiko/Mba hodi_ovinao.
Y5:Hosana! ry Mpamonjy,/Hiraiko ho Anao,/${D:Fa mamin'ny trabonjy/Ny fiderana\ Anao./}Hosana! Tompo tsara!/So_ava dia izao!/Handresy ny devoly/No anton-di_anao.