feufaro/composeApp/src/commonMain/composeResources/files/ffpm-130.txt

5 lines
607 B
Text
Raw Normal View History

2025-11-29 05:02:01 +01:00
I0:ffpm-59.txt:^(M|Y)
M0:|c:D|m:4/4 Faingampaingana|t:FFPM 130 Hobio, ry olombelona|r:8878874848|a:Hans Adolf Brorson 1694-1764 Nad C. Borchgrevink 1841-1919|h:Philipp Nicolai 1556-1608
Y1:Hobio, ry olombelona!/Jesosy di_a velona,/Ny fasana dia rava;/${D:Misokatra ny lanitra,/Ny aizina sy tahotra,/Dia resinny mazava,/}Jeso Kristy/No deraina sy hajaina./Fa Mpamonjy,/Tomponaina mahavonjy.
Y2:He! Misy làlana indray/Ho ao an-danitra, izay/Mi_andry ao, ambony;/${D:Fa vitanny Mpanavotra/Ny vonjy mahasambatra,/Ka sitraky ny fony/}Handray izay/Mitomany, mba ho any/Amin-dRainy;/Fa izany di_a hainy.