10 lines
908 B
Text
10 lines
908 B
Text
|
|
M0:|t:FFPM 653 Sakaiza, raha tia ny Tompo ianao|c:F|m:4/4|a:I.A. Brorson 1694-1764 nad. L. Dahle 1843-1925|h:Nic Herman 1500-1561|r:7.6.7.6.6.7.7.6
|
||
|
|
U0:zC:44444(62)2z2/4 44448${DC}z4/4 44448z4/4444(22)82z2/ 44444(62)2z2/444448z4
|
||
|
|
N1:ddsmddmr/msfmrd/mmssmr/dmfsr-md/msfmddmr/msfmrd
|
||
|
|
N2:#s, ssstdd-t/ddddtd/dttddt/ldddt-dd/lstdld-t/ddddts
|
||
|
|
N3:mmrsmmds/sslsfm/dsrsss/mslssfmm/drrmfs-s/sslsfm
|
||
|
|
N4:#d,d'2tsls-s/dmfssd/lsfmds/lsfms-d'l/ltsd'f'm'd's/dmfssd
|
||
|
|
Y1:Sakaiza, raha ti_a/Ny Tompo hi_anao;/${D:Faingàna ka avi_a/Hanaraka\ Azy\ izao!/}O, mba tsarovinao,/Fa Izy tsy nifaly,/Nale_ony nijaly/Mba hamonjena\ anao.
|
||
|
|
Y2:Fanahy, mahereza,/Efao ny adinao,/${D:Fa làlana mideza/No hi_akaranao;/}Ny zava-tsoa atỳ/Dia zavatra mandalo;/Tsy azom-pahavalo/Ny lovanao arỳ.
|
||
|
|
Y3:Ry Tompo, manomeza/Anay ny herinao;/${D:Fino_ana mateza/Mba atolorinao,/}Mba hanarahanay/Ny làlam-pamonjena,/Hahita\ Anao mitsena/Anay rahatrizay.
|