M0:|c:G|m:4/4|t:FFPM 191 - Ny Teny Sy Fanahinao|r:8.6.8.6.6.6.8.6|n:19|l:15|h:H.A. Brorson 1694-1764 Nad. C. Borchgrevink 1841-1919|a:P. Nilsen-Lund 1842-1914
Y3:Fanahy ô! Mba raisonao/I\zao vavakay izao;${D:Ny fonay mba havaozinao, Ny maso hazavao,}Hahafantaranay/Izay alehanay,/Mba hamo_azanay Izao/I\zay vo_a ti_anao.