10 lines
962 B
Text
10 lines
962 B
Text
|
|
M0:|c:A|m:4/4|r:7.7.7.6.D|t:FFPM 33 - Tompo ô, Tsy Takatray|a:J. Rakotonirainy, 1926-|h:J.Rakotonirainy, 1926-
|
|||
|
|
U0:z0:444444(44)/4444448/4444444/44444(4444)/444444(44)/4444448/4444444/44444G
|
|||
|
|
N1:#l,mdfdmrd-/dtdrdls/dtdrmfs/mrdtls,---/mdfdmrd-/dtdrdls/dtdrmfs/fmdmrd
|
|||
|
|
N2:#m,dsdsdtsT/lSlllfm/ssstddd/dtssFs---/dsdsdtsT/lSltlfm/ssstddd/ddsdts
|
|||
|
|
N3:#t,smlmsfm-/d7/dtdrmlm/ssmrdr---/smlmsfm-/d7/dtdrmlm/lsmsfm
|
|||
|
|
N4:#d,d4ssd-/f6d/mrmsd'lm/dt,drrsfmr/d4ssd-/f6d/mrmsd'lm/fssss,d
|
|||
|
|
Y1:Tompo ô, tsy takatray/Ny hasoan’ny antranao;/Zava-mahagaga\ anay/Ny fiti_avanao./He, mpanota izahay/Nefa haso_avinao;/Avotr’aina azonay;/Misaotra no atao.
|
|||
|
|
Y2:Tompo ô, Mpanjakanay/Fatratra ny herinao/Ts’isy zavatra izay/Ma\hasakana Anao!/Nefa mora fo Hianao/Fa mandefitra\ aminay,/Ko_a dia misaotra\ Anao/Fa afaka izahay.
|
|||
|
|
Y3:Tompo Andriamanitray,/Avy izahay izao/Raiso ny fi_ainanay;/Anao, ka anjakao./Tompo ô, tsy takatray/Ny hasoan’ny antranao;/Zava-mahagaga\ anay/Ny fiti_avanao.
|