8 lines
900 B
Text
8 lines
900 B
Text
|
|
M0:|t:FFPM 745 Henoy, ry Jeso Tompo|a:J. Johnson 1864-1916|r:7.6.7.6.D|h:Hans Leo Hassler 1561-1612|c:C|m:4/4 Miadana
|
|||
|
|
U0:zC:(22) (22)4(22)4 (44)4/4(22)(22)(22)(22) ${DC}C/(22) (22)(22)(22)(22) (422)4/ 4 (22)4(22)(22) C/4 (22)(22)44 (44)4/(22) (22)(22)44 C
|
|||
|
|
I1:ffpm-722.txt:^(M|Y|U)
|
|||
|
|
Y1:Henoy ry Jeso Tompo:/Ny fitarainanay,/${D:Fa amin’alahelo/No ipetrahanay;/}Ny fonay mba maniry/Hitovy aminao,/Kanefa be ny ratsy/Misakana anay.
|
|||
|
|
Y2:Nateraky ny nofo,/Ka nofo izahay;/${D:Nanompo tompo ratsy,/Ka very hatrizay!/}Ny razanay nanota/Ka nodimbiasanay:/Ry Tomponay Tsitoha,/Havaozy izahay!
|
|||
|
|
Y3:Ny asam-pamonjena/Natolotra Anao;/${D:Tsy hisy tsy ho vita/Izay natombokao;/}Ra\hao resy avoko_a/Ny fahavalonao,/Hiposaka toko_a/Ny tena taom-baovao!
|
|||
|
|
Y4:Ny tavanao malala,/Ry Jeso Tomponay,/${D:Ho tena masoandro,/I\zay hifali_anay./}Ry nosatrohan-tsilo,/Faingàna Hi_anao,/Hanangana ny maty,/Hitondra aim-baovao!
|