10 lines
1.3 KiB
Text
10 lines
1.3 KiB
Text
|
|
M0:|c:D|m:3/4 Milantolanto|t:FFPM 503 Ry Jeso Tompo tsara ô, tsy azoko valiana|a:Rajaobelona 1868-1938|h:W.B. Bradbury 1816-1868
|
|||
|
|
U0:z8:4 84 84 84 8/4 84 (44)4 84 8/4 84 84 84 8/4 84 84 84 8/4 84 84 84 8/4 84 84 84 8/4 84 84 84 8/4 84 (44)4 84 8/4 84 84 84 8/4 84 84 84 8
|
|||
|
|
N1:dmfssltd'/ lsmmrdrmr/ dmfssltd'/ lsmmdmrd/ sd'td'lsms/ sd'td'lsmr/ dmfssltd'/ lsmmrdrmr/dmfssltd'/lsmmdmrd
|
|||
|
|
N2:#t, ddrmmfsl/ fmddtdtdt/ ddrmmfsl/ fmddddtd/ mmfsfmdm/ mmfsfmdt/ ddrmmfsl/ fmddtdtdt/ ddrmmfsl/ fmd4td
|
|||
|
|
N3:#m ms3d4/ ddssfmsss/ ms3d4/ dds4fm/ s4ddss/ s4ddss/ ms3d4/ ddssfms3/ ms3d4/ dds4fm
|
|||
|
|
N4:#s, d5f3/ fd3-ds3/ d4s'f3/ fs'ddms'sd/ ddrmfd3/ ddrmfdds'/ d4s'f3/ fdddwds3/ d4s'f3/ fs'ddms'sd
|
|||
|
|
Y1:Ry Jeso Tompo tsara ô!/Tsy azoko vali_ana/Izato fiti_avanao/Manafa-pahori_ana./He, sambatra\ aho, Tompo ô!/Fa manana Anao izao,/Izay tsy mety sosotra,/Na faly hampitahotra,/Ka Hi_anao no tokiko/Sy foto-pifali_ako.
|
|||
|
|
Y2:He, isam-pahori_ana/Izay niantso_ako Anao,/Dia efa novalia_na/Ny hataka izay natao./Ny heloko navelanao,/Ny foko nohavaozinao,/Ny loza nosakananao,/Ny ngidiny nesorinao;/Ny aim-baovao i_ainako,/Ka velona ny heriko.
|
|||
|
|
Y3:Ka amin’izao sisa\ izao,/Mikasa aho, Tompo ô!/Hanao izay no\hafaranao,/Hanaraka Anao am-po./Satana dia holaviko;/Hafoiko\ izao tontolo\ izao,/Rafesiko ny nofoko,/Fa Hi_anao, Mpamonjy ô!/Mpanavotra tsy fo_iko,/No sisa hotompo_iko.//
|