feufaro/composeApp/src/commonMain/composeResources/files/ffpm-57.txt

12 lines
1.7 KiB
Text
Raw Normal View History

2025-07-22 13:52:37 +02:00
M0:|c:G|m:4/4|t:FFPM 57 Izao Noely mamy izao|h:P. Nilsen-Lund 1842-1914|a:H.A. Brorson 1694-1764 Nad. C. Borchgrevink 1841-1919|r:8.7.8.7.8.8.7.8.8.7
U0:zC:4 4444 442z2/4 6244 8${DC}2z2/4 4444 622z2/4 4444 622z2/4 4444 82z2/4 4444 622z2/4 4444 622z2/4 4444 8$Q4
N1:#s,slsdsrsm/ #l,smrddrm/ mdltdrmf/ smdrmfsl'/ rsdfmrm/ mdltdrmf/ smdrmfsl'/ rsdfmrd
N2:#m,sls6/ tttlmss/ SmlSl4/ tsdtd4/ tdltdtt/ SmlSl4/ tsdtd4/ tdltdts
N3:#s,slsdstsd/ rmmmdtd/ tdmrmrDr/ #t,rmsfsfmf/ ssffslS/ tdmrmrDr/ rmsfsfmf/ ssffsfm
N4:#d,slsmsrsd/ sSSllsd/ #m, mldtlflr/ sdmr#s,dldf/ fmmrdfm/ m, ldtlf, lr/ sdmrdldf/ fmmrdsd
Y1:Izao No_ely mamy\ izao/No ihobi_antsika/${D:Fa noresenny aim-baovao/Ny fa\hafatesantsika:/}Ny ZanakAndriamanitra,/I\zay Tompom-boninahitra,/Nandao ny lapan-dRainy/Nateraka ho olona/Hamonjy sy hamelona/Antsika sombinny\ ainy.
Y2:Velomy ny fisaorana,/Na kely monja aza,/${D:Ka aoka\ izay navotana/Hi_ara-hankalaza/}Ny ZanakAndriamanitra/Ni_ala tao an-danitra/Hanafaka\ alahelo;/Ry vo_avonjy ô! derao/Jesosy I\lay Mpanjakanao/He, gaina\ izao ny helo!
Y3:Izao Andri_amanitra/Dia faly, amintsika:/${D:Jesosy, Tompon-danitra./No tonga namantsika;/}Ho re hatrany lavitra/Fa fo_inAndriamanitra/I\lay sitraky ny fony/Hitondra fahori_ana,/Hi_ari-pijali_ana/Ho solonny mpikomy
Y4:Na di_a tratry ny manjo,/I\zay mampiferinaina,/${D:Izaho tsy hamo_y fo,/Fa manan-kantenaina;/}Jesosy di_a Zokiko,/Ka tsy hohadino_iko,/Fa Izy ti_a ahy;/Ny tenim-pi_adanany/No hery anohanany/Ny foko, i\zay manahy.
Y5:Halelo_ia, fa tapitra/Ny fahori_antsika!/${D:Derao Andri_amanitra,/I\zay efa tia antsika/}O, ry fanahiko, derao/Jesosy, I\zay Mpamonjinao,/Harena tsy ho lany./Halelo_ia, halelo_ia!/Fa azo ny Mpanavotra,/Anao ny fanjakany!