11 lines
864 B
Text
11 lines
864 B
Text
|
|
M0:|t:FFPM 208 Ny teny masinao|a:Komitin'ny fihirana|r:666688|h:John Darwall 1731-1789|c:D|m:4/4
|
||
|
|
U0:zC:4 4444 C4 4444 C/4 444(22) 4(22)44 8(44) C/4 88 C4 4444 444/4 8(44) C
|
||
|
|
N1:dmdsmd' tlsfmr rmdls-Fr-r'd'tl-s sltd' drmfsltd'r'd't-d'
|
||
|
|
N2:#t,dddrmm mfdtdt tddmm-rr-rmrrdt ddfm dtddddmmrmsfm
|
||
|
|
N3:#m msmssd tdsfss ssmdt-lF-sssF-s ddrl mssdTlSlldr-d
|
||
|
|
N4:#t,dddtdl sfmrds,s,ddl,tdrrdtdrr-s, mfrl dtdlsfmlfss,-d
|
||
|
|
Y1:Ny teny masinao,/Torina hatrizao;/Maharitra ny lo Mamabo i\zany fo,/Fa marina/ka ti_anay Hi_ainanay Mandrakizay.
|
||
|
|
Y2:Ny teny masinao/Mitondra hery vao,/Mandrava ny manjo/Ireo 'zay ory fo;/Ka mendrika ho tanana/Anaty, ho fananana.
|
||
|
|
Y3:Ny teny masinao/Dia tsy mba mankaleo;/Fa hery velona/Mamelombelona;/Ka satrinay ho re indray/Ry Andriananaharinay.
|
||
|
|
Y4:Ny teny masinao/No feo manorina;/Ny teny masinao/No feo manarina,/Ka ti_anay hanenika/Ny tany sy ny lanitra.
|