11 lines
568 B
Text
11 lines
568 B
Text
|
|
M0:|c:Eb|m:4/4|r:7.6.7.6|t:FFPM 136 Ry Jeso Tompon'aina|h:H. Lahee 1826-1912|a:H. Rabarivelo
|
||
|
|
U0:zC:${x2}4444484/ 44444C/${x0}
|
||
|
|
N1:mfmrddt, /drmffm/ sd'm4r/ rrrmrd
|
||
|
|
N2:#s, d3s4/ d4rd/ rd6/ dddttd
|
||
|
|
N3:slsfmmr/ sls4/ sm4ll/ lffsfm
|
||
|
|
N4:#m, d5ss/ mfsltd/ tllssff/ fs4d
|
||
|
|
Y1:Ry Jeso Tompon'aina!/Nalevina Hianao,/Kanefa, he, deraina,/Fa velona\ ao izao.
|
||
|
|
Y2:Ny fasana nivoha/Noho ny herinao,/Fa tsy mba nahatoha/Ny voninahitrao.
|
||
|
|
Y3:Ireo mi_aramila/Nahery sy nahay/Dia tsy mba nahatana/Anao Mpanjakanay.
|
||
|
|
Y4:Nitsangana toko_a/Ho tena santatray/Hianao, ry Tompo so_a/Sy Kapiteninay!/
|