11 lines
1.2 KiB
Text
11 lines
1.2 KiB
Text
|
|
M0:|c:Bb|m:4/4|r:L.M.D.|t:FFPM 16 Avia, ry vazan-tany ô|a:T. Rowlands, 1852-1921|h:(Cantiques Populaires)
|
|||
|
|
U0:z0:4y444(22)(44)/4y4(22)448/4y44444/4 622222(C4)/ 4y44448/ 4y4(22)44(44)/ 4y2222(448)/4222222G
|
|||
|
|
N1:#f,sssssdmrds/lltdtllss/sfffllss/dtdrdtls-/dssssdll/ttdrmrdsms/lldrdtlsdm/rrrddttd
|
|||
|
|
N2:#d,m6sfm-/ffslsffmm/rrrrffmm/ssstlsFsf/m5lff/rrmfsfmmdm/f5sfm-s/fffmmrm
|
|||
|
|
N3:#s,d5sd-d-/d5-d3/t5d3/mr5dt-/d8/s3tt-ddsd/ddllldddsd/llls5
|
|||
|
|
N4:#d,d6-d-/f5-d3/s5d3/dr6s-/d5f3/s5-d3-/f7d--/f3s4d
|
|||
|
|
Y1:Avia, ry vazantany ô!/Sy mponina\ ao an-danitra/Miraisa feo ka mihirà/Ny fanavotan-dehibe,/Zay amonjena marobe/Dia vita re ka miderà./Zay amonjena marobe/Dia vita re ka miderà.
|
|||
|
|
Y2:Avia, ry fi_angonana\ ô!/Mba asandrato re ny feo/Hidera ny Mpanavotra;/Na\ atỳ an’efitra\ aza\ izao,/ Hirao am-pandehanana/Ny hira soan’i Zi_ona / Hirao am-pandehanana/Ny hira soan’i Zi_ona
|
|||
|
|
Y3:Avia, ry vo_avonjy ô!/Ka mifali_a avokoa,/Fa afa-doza hianareo;/Miraisa feo ka mihirà/ Derao, derao fa mendrika/Ilay nanavotra\ anareo / Derao, derao fa mendrika/Ilay nanavotra\ anareo
|
|||
|
|
Y4:Avia, ry olom-bery ô!/Izay mandre ny teny soa/Hoe: «Manatòna Ahy ‘zao»;/Anio ny Tompo mba fidio/ Ny fiti_avany valio;/Ny fiderany koa hirao / Ny fiti_avany valio;/Ny fiderany koa hirao
|