11 lines
1.4 KiB
Text
11 lines
1.4 KiB
Text
|
|
M0:|t:FFPM 358 He, ry namako mahantra|c:A|m:3/4|r:8.7.8.7.D|a:H. Randzavola 1873-1953|h:R. Lowry 1826-1899
|
|||
|
|
U0:z8:y 6222 44/22 6222 8/y 6222 44/22 6222 8/22 6222 44/22 6222 8/22 6222 44/22 2244 8/22 6222 44/22 2244 8
|
|||
|
|
N1:#s, mmmmrdsd/dmrtdrm/mmfmrdmr/rrrltdt/lsdrdlsd/drmdfmr/mfs'mrdrd/tlsdmrm/mfs'mrdrd/tlsdmrd
|
|||
|
|
N2:#m, ssssfmmm/mssssss/sslsfmss/ssFFsls/fsmfmfmm/sssmlss/ssssssfl/sfmmsss/sssdtlll/sfmssss
|
|||
|
|
N3:#t, d7s/sdtrdtd/d4tddt/ttlr4/rtd6/dtd4t/drmdtdld/d5td/drmsfmff/dddmsfm
|
|||
|
|
N4:#d, d8/ddsfmrd/d'4slss/ssrrrrs/ssd6/msd'4s/d'3drmff/ffs4d'/d'4slff/ffs4d
|
|||
|
|
Y1:He, ry namako mahantra,/Indro Jeso Tompo tia,/I\lay Mpamonjy feno antra,/No mitady ny mania!/Olom-bery tsy mba foiny/Ka na diso aza re/Mbola tiany sy antsoiny/Hanam-pifali_am-be/Mbola tiany sy antsoiny/Hanam-pifali_am-be
|
|||
|
|
Y2:He, fa tsy mba misy fetra/Ny homena lova soa/Fa ny olona rehetra/Samy tiany avokoa!/Nefa\ izay be hataka\ andro/Dia hanenina tokoa/Misy fetra ny fotoana/Azo amindrana fo/Misy fetra ny fotoana/Azo amindrana fo
|
|||
|
|
Y3:Manatòna\ ankehitriny,/Ry mpanota ory fo/Mba hesoriny ny tsiny/Ka hadio indray ny fo!/Fa ny ota hosasany/Dia ho afaka\ avokoa,/I\zany re no fikasany/ka tsy maintsy to tokoa/I\zany re no fikasany/ka tsy maintsy to tokoa
|
|||
|
|
Y4:Fa izay mandà ny Teny/Sy maditra, mafy fo/Hampangain’ny Teny reny/Fa tsy nety nankatò;/Jeso Tompo no hitsara/Sy hamaly ny natao,/Nefa kosa ny anjara/Dia miankina aminao/Nefa kosa ny anjara/Dia miankina aminao
|