12 lines
1.2 KiB
Text
12 lines
1.2 KiB
Text
|
|
M0:|c:Eb|m:4/4|r:7676D|t:FFPM 203 Ry Rainay be fitia|a:Joseph Rabetafika 1873-1955|h:James H. Burke 1858-1901|u:https://hymnary.org/tune/burke_burkejh
|
||
|
|
U0:zC:4 6244 84/4 4444 C/4 6244 84/4 4444 (84)/4 6244 84/4 6244 (84)/4 6244 84/4 4462 C
|
||
|
|
N1:dmmflsm/ rddrmr/ rmmflss/ d'tlsFsl/ td'smdll/ llltd'tl/ sd'smdlf/ rdmrdd
|
||
|
|
N2:#s, d7/ td4t/ td6/ mrdtdtd/ fmmd4/ Dr5d/ tdmd4/ lsdtdd
|
||
|
|
Q0:${N:New}N2:#s, d7/ td4t/ td6/ mrdtdtf/ fmmd4/ Dr5d/ tdmd4/ lsdtdd
|
||
|
|
N3:#m msslfms/ sssFFs/ ssslfmm/ msmslsw/ ssdsmff/ sFFslsw/ ssdsmfl/ fmsfmm
|
||
|
|
N4:#s, d7/ rmmrrs/ sd6/ ltdrrsw/ sd4ff/ mr4s'w/ fmdd#f,dff/ fs4d
|
||
|
|
Y1:Ry Rainay be fiti_a/Mpamelona anay,/Tariho tsy hani_a/Hazoninao 'zahay!/Fa be ny fahavalo/Mitady ny ainay/Mamely tsy mimalo/'Lay ratsy hatrizay!
|
||
|
|
Y2:Ry Zokinay malala/Ry Jeso havanay,/Toroy mba hahalala/Ny mety izahay!/Ny miaraka\ Aminao re,/Ry Jeso Tompo soa/No mahasoa ny saina/Ny fo, fanahy koa!
|
||
|
|
Y3:Fanahy Mpanazava/Sy Mpanadio ny fo,/Tomoera lalandava/Monena ao am-po!/Koa di_a ampidino/Ny haso_avanao/Ovay sy hamasino/Ny to_etray izao!
|
||
|
|
Y4:Ry Tompo be fi_antra,/Ry Telo I\zay Iray,/Ny tananao mi_antra/Atsory aminay!/Rehefa tapitra\ andro/Ka hody izahay/Mba raiso re, ry Tompo,/Mba raiso izahay!/
|