feufaro/composeApp/src/commonMain/composeResources/files/ffpm-367.txt

11 lines
1 KiB
Text
Raw Normal View History

2025-09-22 08:16:09 +02:00
M0:|c:F|m:4/4 (dikany malalaka)|a:Horatius Bonar 1808-1889 Nad. E. Andrianjafitrimo 1884-1972|h:Ira David Sankey 1840-1908|u:https://hymnary.org/tune/in_the_land_of_strangers_sankey|t:FFPM 367 Ry zanako mania!
U0:zC:4 6244 84/4 6244 C/4 4444 84/4 6244 C/4 4444 (44)4/4 4444 C/4 4444 (44)$Q4/4 C4 C
N1:#l, m5s3d4m mldtls,d ms6m4sfm ml'sfmf ffrmfsd'd' dmrd
N2:#m, d5t3l4S lflsfmm dt4d7-d dDmrDr rttdrm's'f' ddtd
N3:s6f fm5 d8rrf${S:f}rm ms4tls l7s4T-llsfm
N4:#m, d5s3l4m lf4d,d, dstrsd7-dl5r rs'f'm'rdm'ffssd
Y1:Ry zanako mania!/Henoinao izao./Izaho be fitia/Mangora-po anao;/Ry zanako! Modia,/Sao maty hianao,/Fa be ny bibidia;/Modia re!
Y2:Ny zavatry ny tany/Sao mahasimba anao/Harena mety lany/Tsy mahavonjy anao;/Izaho irery ihany/No hiadananao;/Ka mbola manontany:/Tsy hody va?
Y3:Mamiratra jerena/Ny lalan-tsitrapo,/Fa ankoso-bolamena,/Mamitaka ny fo;/Ny sitraponny tena/Mamery ny ainao,/Ario ka miverena,/Modia re!
Y4:Izaho Tomponaina,/Nijaly ho anao,/Ka, he, nanolotra aina/Mba hamonjena anao;/Ny rako mitaraina,/Modia hianao;/Ka aza mba malaina,/Modia re!//