M0:|c:F|m:3/4|a:Ch. Rajoelisolo 1896-1969|r:7777D|h:MARTYN Simeon Butler Marsh 1798-1875|u:https://hymnary.org/tune/martyn_marsh|t:FFPM 483 Zanahariko Tsitoha
U0:z0:${x8}848484C/${x0}
N1:mmmdrrr mmsfmrd mmmdrrr mmsfmrd s4lls s4lls mmmdrrr mmsfmrd
N2:#t, d4t3 ddmrdtd 5t3 ddmrdtd 19t3 d3rdtd
N3:s3ms6lsfm s3ms6lsfm mfsmffm mfsmffm s3ms6lsfm
N4:#f,d4s3 d3fssd 5s3 d3fssd drmdfld drmdfld 5s3ddmf's'sd
Y1:Zanahariko Tsito\ha,/Tompo, Hery sy Fitia,/Ray hatramin’ny talo\ha,/A\hy anio, ka ho doria./Manjakà mandrakizay/Ao am-poko, Tompo soa;/Dera, laza,\ Anao ry Ray!/Zanaka, Fanahy koa.
Y2:Ny fino_ako Anao,/Hatanjaho, mba hamoa/Hi_asako ny\ asanao,/Hamafazako ny voa./Aoka ny Fanahinao/Jiro mba hitarika\ a\hy/Ka apetrako\ aminao/Na ny tena na fana\hy.
Y3:Antenaiko,\ Hianao, Jeso/I\zay Mpitsara lehibe/Hanamarina\ ahy ao,/Na mpanota aza re./Dia hi_ezaka\ a\ho etỳ/Mba hanao i\zay mendrika/Hamindranao fo arỳ/Fa voavela heloka.
Y4:Ray ô, ny fitiavanao/Afindrao ho toetrako,/Mba hitiavako Anao,/Ary koa ny namako./Ho mpanompo aho re!/Ho mpitory koa Anao!/Mba hanjaka\ an-tany e,/Tompo, ny fitiavanao.

