M0:|t:FFPM 666 Eo an-kavanan-dRay hianao|a:Hans Adolf Brorson 1694-1764 Nad. Gunerius Taraldsen Torvik 1871-1954|c:Eb|m:3/4 Malefadefaka|h:(Feon-kira danoà)
U0:z8:4 2244 224/4 2244 8/4 2244 224/4 2244 8/4 2244 224/4 2244 8/4 2244 224/4 2244 8
N1:   slsmssfrmddrsm slsmssfrsdfmrd mrmfsllsd'tlsFs slsmssfrsdfmrd
N2:#s,dddddmrttddtrd dddddmrtdlddts dtddddddm rmrdt dddddmrtddddtd
N3:   mfmsmsssmmmsss mfmsmssssmlsfm sssfmffmlsd'tls mfmsmssssmlsfm
N4:#m,dddddsssSllstd dddddsssmlfssd dsdldfldltd rrs dddddsssmlfssd
Y1:Eo ankavanan-dRay Hi\anao, Ry Zanak'ondry, ô!/Kanefa loza nahamay No ni_aretanao./Ny henatra\ aman-kelokay Nihatra taminao:/Nivesatra ny otanay No na\hafatesanao.
Y2:Ry zanak'ondry masina/Nijaly\ an-tsitrapo,/Teren'ny fiti_avana/Hanala otako!/Ny tongotra\ aman-tànanao/Dia vo_afantsika;/Ny gadranay dia tapakao,/I\zahay dia afaka.
Y3:Vahoaka alinalina/Mitafy fotsy\ erỳ,/Ka samy miramirana/Mahita\ an'i Kristy/Ny hira fihobi_ana/Manako_ako ao,/Maneho fa navotana/Izao tontolo\ izao.
Y4:Indre_o ny vahoakanao/An-tapitrisany/Mitondra ny Anaranao/E_o an-kandriny./He! Toy ny ri_an-drano be/Ny fiderana\ Anao,/Voasokatrao ny lanitra/Ho an'ny olonao.
Y5:Misaotra\ Anao i\zahay, ry Ray/Izay navotanao,/Natolotrao ho solonay/Ny lahitokanao./Ry Zanak'ondry, Avotray,/Derainay Hi_anao,/Derainay ho mandrakizay/Ny fiti_avanao!
