M0:|c:G|m:3/4|r:8787D|a:Rajamaria Jefferson 1871-1953|h:AUTUMN François-Hyppolyte Barthélemon 1741-1808|t:FFPM 640 Misy fahavalo maro|u:https://hymnary.org/tune/autumn_barthelemon
U0:z8:y 62y 44/y 6222 (2222)/y 62y 44/y 62y 8/y 62y 44/y (42)222 (44)/y 62y 44/y 62y 8
N1:drmrdl,s,m, drmrmsr-zz drmrdl,s,m, dlsmrmd mfslsmsm drmfmrddt, drmrdl,s,m, dlsmrmd
N2:#d, mfsmffmd sssssdtlsf mfsmffmd d'3sfsm ssd'4s5 lsfrmr mfsmffmd d'3sfsm
N3:#s, ssssldds dtdtdms'fmr dddsldds dfmdttd drmfmdmd dtd-dlls- dddsldds dfmdttd
Q0:${N:New}N3:#s, ssssldds dtdtdms'fmr ssdsldds dfmdttd drmfmdmd dtd-dlls- dddsldds dfmdttd
N4:#d, d8 msd'smds-zz d8 mfssssd d'7d msd'-d'fFs- d8 mfs4d
Y1:Misy fahavalo maro,/Te-hi_ady aminay,/Faly sy miravoravo,/Ra\ha mamotraka anay;/Izahay tsy manan-kery/Handresenay azy\ ireo;/Ry Mpamonjy olom-bery!/Jeso Tompo ô! Vonjeo.
Y2:He! Mibaiko ny devoly,/I\lay mpihaza aina soa,/Ka mikendry hanangoly/Sy handatsaka\ aina koa;/Tsy mba misy\ izay hanampy/Hampandositra\ azy\ izao;/Hi_anao no tsy manary/Jeso Tompo ô! Vonjeo.
Y3:I\ndreo ny fandrika harato/I\zay mivelatra\ avokoa,/Tsara sy milantolanto,/Toa fi_ainana tokoa;/Kanjo,\ indrisy ny mahazo/I\zay fatoran’izy\ ireo;/Tsy mba hainy ny mi_ala:/Jeso Tompo ô! Vonjeo.
Y4:Mi_omàna, ry sakaiza!/Be ny fahavalonao/Mitandrema sy mahaiza,/Sarotra ny làlanao;/Aza mba matoky tena,/Fa ny Tompo no jereo;/I\ndrisy re ny halemena:/Jeso Tompo ô! Vonjeo.
