M0:|c:F|m:3/4 Miasana|t:FFPM 88 (1) 'Lay ora tao Getsemane|a:Edward Payson Hammond 1831-1910 Nad. Rabary 1864-1947 sy Rakoto|h:Asa Hull (1828-1907)|r:CMD|u:https://hymnary.org/page/fetch/MPH1908/37/high
I0:ews-81.txt:^(M|U|E|N3)
U0:z8:4 y$Q44 22$Q4/4 6222 8/4 2262 22$Q4/4 6222 ${DC}8/
N3:#r ssssssss ddssss sfmfffmm mrrrrm
Y1:‘Lay ora tao Getsemane/Tsaroako tsara\ izao,/Fa Tompo tia sy lehibe/No ory loatra tao;/Tsaroako ‘zao Getsemane/‘Zay ni_aretanao,/Tsy haiko hadinoina re,/‘Lay fahoriana tao.
Y2:Ny mpianatrao, malalanao/Natory avokoa;/Nafoin’izao, rehetra\ izao,/Jesosy Tompo soa;
Y3:Nanjary ra ny dinitrao/Noho ny helokay;/Fadiranovana Hianao/Nisolo voina\ anay;
Y4:Soraty ao am-poko re,/Ho sary velona\ ao,/Ny sarin’i Getsemane/Zay ni_aretanao;
