M0:|c:D|m:4/4|r:7.6.7.6.D|t:FFPM 6 - Avia Miondreha|a:Ramahandry|h:R. Whately, 1787-1863
U0:zC:4 6244 44z4/4 624(22) C/4 6244 44z4/4 4444 C/${c:A}4 6244 44z4/4 4444 C/${c:D}4 6244 44z4/4 4444 C
N1:smfsd'tl/smmmd-r/smfsd'tl/lsd'r'td'/sdrmfmr/rfrl,t,d/smfsd'tl/lsd'r'td'
N2:mdrmmff/mdddd-t, /rdrmmff/fmmfrm/dm, f, s, l, s, s, /s, t, s, f, s, s, /mdrmmff/fmmfrm
N3:sssssfd'/ssssmfs/sssssfd'/d'd'd'lss/mdddddt, /t, rt, drm/d'ssssfd'/d'd'd'tss
N4:dddddff/ddddd-s, /t,ddddff/fdlfsd/d, d, d, d, d, s, s, /s, s, s, s, s, d, /dddddff/fddssd
Y1:Avi_a, mi_ondreha,/Ry vazan-tany ô!/Fa lehibe Jehova\h,/Sy masina tokoa;/Mi_ankohofa tsara,/Manatona\ Azy ‘zao/Haneho fanajana/Ilay Mpanao anao./
Y2:Andri_ananahary,/Manaiky izahay/Fa Aminao ny hery/Tsy hay toherina./Tsy misy maharara/Ny ti_anao hatao,/Fa Hi_anao Mpitondra/Izao rehetra\ izao./
Y3:Re any lavitra\ any/Izao ny herinao,/Ka isam-bazan-tany/Hi_ondrika\ Aminao;/Mpanjaka sy Mpitsara/Mahery Hi_anao;/Mi_adana ny tany/Mi_ankina\ aminao./
