M0:|c:C|m:4/4|r:8787D|t:FFPM 352 Fantatrao va ny Mpamonjy|a:Ratovondrahety Rafihavanana 1919-|h:Ratovondrahety Rafihavanana 1919-|
U0:z0:444(22)4(22)44/ 4444448/ 44444(22)44/ 4444448/ 44444444/ 444444(44)/ 44444444/ 444(22)448
N1:#m ssddwdtwds/ mfsslls/ sltdrlwdt/ dlsmr, sd, / mFsltsdd/ rssdm'dr-/ m'ddtdlls/ ssddwdtd
N2:#t, sssfmrrwdt/ ddtdddt/ rrrddrwrr/ ddtddtd/ dr4tdm/ ffmssFsw/ smrrddtd/ mrdfmrrm
N3:m'r'd'lwlswsf/ sfrmfmr/ sFssFslls/ sffsffm/ slsFs4/ sr'd'5t/ d'd'lssffs/ ssslwlss
N4:d'tlswfsfmr/ #f, dlsdffs/ #s, trs'mrmFsf/ mfrdlsd/ #t, ddtrsfmd/ ttdmslsw/ d'lfsmfrm/ #f, dtlswfsd
Y1:Fantatrao va ny Mpamonjy,/Ilay Tompon-danitra?/Jeso, Kristy sy Mpanjaka,/Zanak'Andriamanitra,/Lay nandao ny lapan-dRainy/Feno voninahitra/Tompo tonga mba hanompo/No\ho ny fiti_avana.
Y2:Eny, zava-mahagaga/Fi_etrena lalina:/Saro-bidy ka tsy foiny/I\sika olombelona./'Lay Mpisorona Ambony/'Zao no Jeso sorona,/Ka manolotra ny ainy/Mba ho fanavotana.
Y3:Ao ny lanitra mivoha/Miantso\ anao hi_akatra:/Aoka tsy hiro_a saina,/Manapaha hevitra,/He mitsotra moramora/Mba handray ny tànany;/Mitodi\ha: izao no ora,/Maneke ho zanany//
