M0:|c:C|m:3/4 Mamelovelo|t:FFPM 213 Ry fanahy mangetaheta mila fitsaharana|a:Jean Narivony 1898-1980|h:Ratovondrahety Rafihavanana 1919-|r:8787D
U0:z0:${mf} 8484 (44)484 / 8484 (44)4 C/ 8484 (44)484/ ${<} 8${=}484 (44)4${>}C${=} / ${p} 8484 (44)484/ 8484 (4${pp}4)4 ${<}C${=} /84${<}8${=}4 (44)484/ ${f}84${>}8${=}4 (44)4 $Q${>}C${=} 
N1:#m ssllsltdd/ m'rdrsltd/ dtltdtlls/ dtdltdrd/ mmfflsffm/ ssdlswss/ sssstwrrd/ ddm'rm'dtd
N2:mmfffwffm/ sfmrfwfm/ ssf3wf3/ mfsssltd'/ ddrrfmrrd/ ssmrfwfm/ mmfflsffm/ ssd'lswss
N3:#s dtltdtlls/ dtdltdrd/ dddsswlrs/ ssddrmfm/ ssllsltdd/ mrdrsltd/ ssttrwttd/ mmdrdmfm
N4:#t, d5wd3/ d'slfswsd / mmfmrwdtt/ drmfswsd'/ d5wd3/ d'tlfswsd'ddrrswsll/ d't'lfswsd
Y1:Ry fana\hy mangetaheta/Mila fitsaharana:/Aza kivy, mahareta,/Sentonao hifarana!/Fa ny tenin'i Jehovah,/Soa mangarangarana;/Loharano tsy mi_ova,/Ao no hasambarana.
Y2:Ry tontolo mila vonjy,/Te ho afa-patotra,/Ao ny tenin'ny Mpamonjy/Dia Kristy Mpanavotra!/Teny velona sy mamy,/Feno fananarana;/Ho torina eran-tany,/Fa fampihavanana.
Y3:Ry Mpanjakan'ny mpanjaka!/Ao, tendreo ny lelako/Mba hitory sy hizaka,/Hampandre ny havako,/Dia tahio ny teny reny/Tsy ho very hasina,/Ka hamo_a zato heny/Ny Baiboly Masina./
