M0:|t:FFPM 510 (2) Jeso ny hamarinanao|a:Nicolaus Ludwig, Graf von Zinzendorf 1700-1760 Nad. R.G. Hartley 1836-1870|c:Eb|m:4/4 Milantolanto|r:L.M.|h:George Hews 1835-1873
I0:ffpm-612.txt:^(M|Y|N4)
N4:#s, ddddss-s-d ddddd-t-d-s dsSlsdrmfs'sdmmff,ssd
Y1:Jeso! ny hamarinanao/No lamba hitafi_anay,/Amin’ny andro farany,/Izany hifali_anay.
Y2:Raha hitsangana\ izahay/Handray ny lova aminao,/Dia tsy ho resy lahatra,/Fa Kristy no Mpanavotra.
Y3:Io lamba io no mbola vao,/Na levona i\zao tany\ izao,/Haharitra tsy rovitra./Havaozin’Andriamanitra.
Y4:Ny hery sy ny antranao/Toroy izao tontolo i\zao;/Ampandrosoy ny teninao,/Ampanekeo ny rafinao,
Y5:Ny maty hahare ny feo/Hi_antso azy\ ho velona;/Jeso! ny hamarinanao/No lamba hitafi_anay.
