M0:|t:FFPM 258 Manaraka ny hafatrao|c:Eb|m:4/4 Miadana|a:J. Richardson 1844-1922|h:John Stainer 1840-1901|r:CM
I0:ffpm-112-1.txt:^(M|Y|U)
U0:zC:4 4444 4(22)4/4 4444 C/4 4444 444/4 4444 C
Y1:Manaraka ny hafatrao,/Tafangona\ izahay,/Mba hahatsi_arovanay/Anao, ry Tomponay!
Y2:Tsy azo hadino_ina/Ny fahori_anao,/Ny dinitrao i\zay toy ny ra/Tsaro_anay izao.
Y3:Ny hazo fijali_anao/Dia tazanay izao:/Ry Zanakondry masina\ ô!/Tsaro_anay Hianao.
Y4:Nijaly mafy Hi_anao/Nisolo voina\ anay:/Ra\ha mbola velona\ izahay/Tsaro_anay izao.
Y5:Ra\ha tapitra ny andronay,/Ka tonga Hi_anao/Mba haka ny fanahinay,/Tsarovinao i\zahay.
