M0:|c:D|m:6/4 Milantolanto|r:8.7.8.8.5.5.|t:FFPM 154 Izao Jesosy Tompontsika|a:C.Borchgrevink 1841-1919
U0:z0:84848484/ 848484C/ ${$} 8484848${DS} 4/ 8484O/ 8484O
N1:#r mlsmdlsm/ ffmmrrr/ tsdsr'ffm/ llstd/ llstd
N2:#s, dtd6/ lrrdttt/ rtdmfrrd/ dfmfm/ dddss
N3:#m sfssffmf/ msfs4/ s8/ lddss/ ffmfm
N4:#f, drmdlfdd/ rtdms's's/#s, ffmdttdd/ffs'sd/f,f,ssd
Y1:I\zao Jesosy Tompontsika/Dia nasandratry ny Ray/Ao an-tsezam-panjakany:/${D$:I\zay rehetra ni_alany/}Vo_arainy\ indray/Vo_arainy\ indray
Y2:Tsy hadinony anefa/I\zay nilaozany tatỳ/Fa omeny ny Fanahy/${D$:Mba hitondra sy hitahy/}Ny mpia_nany/Ny mpia_nany
Y3:Ao anilan-dRainy Izy/Manam-boninahitra,/Ka midera Azy any/${D$:I\zay rehetra anjakany/}Eran-danitra/Eran-danitra
Y4:Tompom-pitsarana Izy/Samy mba hatsangany/Na ny ratsy na ny tsara/${D$:Ka homeny i\zay anjara/}Valin'asany/Valin'asany
Y5:He! ho hitantsika Izy/Dia ny tena endriny/Ka ny lova soa homena/${D$:I\zay nandray ny famonjena/}Vo_atendriny/Vo_atendriny
