M0:|t:FFPM 425 Ny ratsy efa tiako|a:(Maintimolaly)|c:Eb|r:L.M.|h:(Avy amin'ny S. Stanley 1767-1822)|m:3/4
U0:z8:4 (y4)4 84 (44)4 8/4 84 (422)4 (44)4 8/4 (422)(22) 84 (422)(22) 8/4 (44)4 8/4 (y4)(22) 8
N1:dsfmrdssltd' d'd'd't-lslsFs sslsfmfffsfmrm ssltd'ssfmr-d
N2:dmrdt,drmffm mdmr-dt,mrrr mmfmrDrrrmrdt,d ss-fmdd--t,-d
N3:#m md,-sfmsd-ss ssss-Fsdtlt td--l-llt--s-s dd-rdsl-ssfm
N4:#s, dd--sltdfrd dmds'r-mdrrs ml--l-rrs--s-d mmfrlmf-s's-d
Y1:Ny ratsy efa ti_ako,/Tsy tahotro, tsy henatro;/Fa zava-bao no hitako,/Te-hijery izany a\ho.
Y2:Ao ny hazo fijaliana/Ao ny Tompo efa maty;/Izy no nijery ahy/Tsy tezitra, fa ni_antra.
Y3:Hoy ny fijeriny ahy,/"Hi_anao mamono ahy"/Dia hitako mahantra\ aho/Ny heloko namono\ Azy.
Y4:Aiza no handosirako/Ndrao hidiran-doza aho?/Iza no hamonjy ahy,/Feno ota, feno loto?
Y5:Nijery ahy\ indray Izy;/"Avelako ny helokao"/Fa ny ràko no manadio/Hahazoanao fi_ainana.
Y6:Maty Kristy, be ny ota/Maty i Jeso! be fitia,/Faly malahelo aho,/Sambatra, manana\ ody\ aina./
