M0:|c:F|m:6/4 Moramora|r:9896|t:FFPM 250 (1) Atolotray hatao batisa|a:Rakotonjanahary 1986-1983|h:(Feon-kira anglisy)
U0:z0:44484 (44)484/ 444C 4448z4/ 44484 (44)484/ 44484 Kz4
N1:s,dmssmfsll/ lsmmdmmr/ s,dmssmfsll/ sdfmrd
Q0:${N:New}N2:sdmd3wd3/ #s, d4s4/ sdmd3wd3/ ddrdtd
N2:sdmd3wd3/ #s, dtddddrt/ sdmd3wd3/ ddrdtd
Q0:${N:New}N3: s, dm3swsff/ fs3d3t, / s, dm3swsff/ smlsfm
N3: s, dm3swsff/ frmsmr3 / s,dm3swsff/ smlsfm
Q0:${N:New}N4: s,dmdddrmff/ fmddm,m,d,s,/ s,dmdddrmff/ ml,f,s,s,d
N4: s,dmdddrmff,/ f,s,dm,l,F,2s,/ s,dmdddrmff,/ ml,f,s,s,d
Y1:Atolotray hatao batisa/Ny zanakay, Jesosy ô!/Irinay izy mba ho isan'ny/Zaza tezainao.
Y2:I\zahay izao efa nifidy/Anao handray ny zanakay:/Ka raiso izy fa voavidy/Tamin'ny ranao koa.
Y3:Soraty izy mba handova/Ny lanitra fonenanao,/Ka ny fanahinao hanova/Ny fony ho Anao.
Y4:Tahi_o ny fahazazany/Ho fanorena-marina;/Ampi_anaro azy\ izany,/Mivavaka\ aminao.
Y5:Tantano izy mandra-pita,/Ho tonga ao an-danitra,/Ka aoka izy mba hahita/Anao an-dàlany.
Y6:Ka amin'ny fotoana feno,/Handaozany\ ity tany\ ity,/Ome_o toky, iteneno:/"Nde\ha hody, anaka."/
