M0:|C:Eb|m:3/4 Faly|t:FFPM 134 Mifaly tokoa ny foko izao|r:11.6.6.5.5|h:L.M. Linerman 1812-1887|a:Anna J. Borrebye 1708-1762 nad. Valborg Anderssen 1851-1935 (dikany malalaka)
U0:z8:44444446248/ 444444/  444444/ 46248/ 44(22)48
N1:dmmsfmrdmsl/td'tlSl/ mflsfm/ rdrmf/ lsmwrd
N2:#s, d6tld3/ rdmmrd/DrrDrd/ tlssd/ dddwts
N3:mslslsfmlTl/ ssSltm/ llfsls/ fmfmd/ fmslfm
N4:#m, ddlmfsSllm'f'/ f'm'rdtl/ sfr,mfs/ Sltdl/ fssfsd
Y1:Mifaly toko_a ny foko izao,/Fa mi\sy manambara/Ny Filazantsara./O, mba raisonao!/O, mba raisonao!
Y2:Nitsangana Jeso, Halelo_ia re!/Henoy teny so_a,/Ka di_a mino_a/Fa marina e!/Fa marina e!
Y3:He! Rava ny fasana, ka mijere,/Fa efa ni_ala/Ny Tompo malala,/Fa velona e!/Fa velona e!
Y4:Ny fahafatesana resy tokoa,/Ka tsy mba mijaly/Ny mino fa faly/Sy tretrika\ am-po/Sy tretrika\ am-po
Y5:Misaotra, midera Anao izahay,/Ry Jeso Mpamonjy,/Fa vita ny vonjy/Ho mandrakizay/Ho mandrakizay
Y6:Halelo_ia! Tsara ny Pasaka e!/Ny Tompon'ny aina/Izao hoderaina,/Halelo_ia re!/Halelo_ia re!/
