M0:|t:FFPM 521 Ravoravo re ny foko|a:Ahasuer Fritsch 1629-1701 Nad. L. Stueland 1843-1930|r:8877|h:Andreas Peter Berggreen 1801-1880|c:C|m:4/4 Miadanadana
U0:zC:22 4444 84/22 4444 84/22 4444 C/22 4444 C
N1:#m sfmmfl.ls dtllrddt lssmlsf sfmddtd
N2:   rrdddf.fm sssfllls rrdmmmr rrdmrrm
N3:#m ssssdd.dd ddddrrrr ttdTlll sssllss
N4:#l,ttdTlf,dd mmffFFss ffmdDDr ttdlf,s,d
Y1:Ravoravo re ny foko,/Fa Jesosy ao am-poko,/Izy no tsaro_ako/Amin'ny alehako.
Y2:Andro fohy, mora lany/No mba a\hy atỳ an-tany,/Fa ny ao an-danitra/Di_a tsara lavitra.
Y3:Tsy mba misy ota any,/Ka tsy hisy hitomany,/Tsy mba hisy ny manjo,/Na ny alahelom-po.
Y4:Any aho no hahazo/Zava-tso_a tsy halazo./Satroboninahitra,/Haingon'ny nanafika.
Y5:Di_a ao no hahitako/Sady tena hiderako/An'i Jeso avotro:/Mifali_a re, ry fo!
