M0:|c:Ab|m:6/4|r:666686|t:FFPM 353 (2) Mba sainonao ange|a:Frances Ridley Harvegal 1836-1879 Nad. Rabary 1864-1947|h:Robert Lowry 1826-1899|u:https://hymnary.org/hymn/CH1894/page/244
U0:z0:C84 84C/ C84 84C/ C84848/4 8484 Kz4/ C84 O/ C84 O/ CCCCC (44)4Kz4
N1:#s, dmrdls mfmrlr tltdrm mrtdF,s rmrfms'mr dmlrdtltd
N2:#r, sdlsfm dddlfl sffmss sFFFrr ssstdddt lSllss-ss
N3:#l, msfmdd sl'sfdf rdrdtd dlrldt tdtrs4 mtdfmrdrm
N4:#d, dsfmrd dtd'fff ssfmsd' dr4s s4d'm'd's lmffss-sd
Y1:Mba sainonao ange,/Sao tsy mba fantatrao,/Ny zava-dehibe/Nataoko ho anao:/${R=}Hevero ka lazao, lazao/${O:1}Lazao Izay mba vitanao.
Y2:Ny lapako tary,/Ny fahefako tao,/Nilaozako taty/Hanavotra\ aina\ anao:
Y3:Heveronao ange,/Ny nisoloana\ anao;/Nangidy\ indrindra\ anie/Ny nahazoana\ anao:
Y4:Endrey! Ny aiko koa/Nomeko ho anao:/Tsy misy zava-tsoa/Tsy foiko ho anao:
Y5:Ry Tompo be fitia!/Endrey, ‘ty vitanao;/Izaho ‘zay mpania/Tsy mahavaly ‘zao:/${R!}Ny aiko no mba raisonao/${O:2}Mba raiso\ Hanao ny sitrakao.
