I0:ffpm-59.txt:^(M|Y)
M0:|c:D|m:4/4 Faingampaingana|t:FFPM 710 Nakambanao, ry Tompo|r:8878874848|a:Birgitte Katerine Boye 1742-1824 nad. L. Dahle 1843-1925|h:Philipp Nicolai 1556-1608
Y1:Nakambanao, ry Tompo ô!/Adama sy\ Eva nankatò/Ny fakamparam-bady./${D:Tahi_o sy vimbinonao/Ireto anatrehanao/Manaiky ho mpivady./}Hahay handray/Ny anjara\ izay hihatra/Izy ro_a,/Ary hifanisy so_a.
Y2:Dia nifanaiky izy,\ izao;/Ry Tompo ô! Vimbinonao/Mba ho iray toko_a;/${D:Ny fony mba tarihonao/Hanaraka ny didinao/Nomenao azy ro_a;/}Izao, handao/Ray sy reny, ka ny teny/Nolazainy/Enga\ anie ka tsy hovany
