M0:|c:D|m:3/4 Milantolanto|t:FFPM 133 Efa namangy ny olony|h:O. Malling 1848-1915|a:N.F.S. Grundtvig 1783-1872 nad. M.J. Meeg 1851-1924
U0:z0:624444 84C/ 444624 (444)C/ 624444 (44)4C/ 444444 (84)C/ 444444 (84)C
N1:#t, mfrddmsfm/ rtdrmrF--s/ #m fsfmmslwtd/ sdtllfmr,m/ sdtllrdtd
N2:#s, drtdddrtd/ tsstdtdwwr/ ttrd4wfm/ dmmddrdtd/ d5fmrm
N3:sls7/ s6lr'dt/ s6fwfl/ slsfflsws/ mfsfflsws
N4:#f, dfsmmdssd/ #l, sfmrdtlwrs/ rrtddmfmrl/ mlmffrs, wd/ drmffrss, d
Y1:Efa namangy ny olony/Jeso 'zay Tompon'ny aina/Lasa ny alina maizina/Tonga indray ny maraina!/Tonga indray ny maraina!
Y2:Maty ny Tompo! nalevina,/Nidina nita ny ony/Nefa nitsangana velona/Ko_a tsy maty intsony!/Ko_a tsy maty intsony!
Y3:Ory ny fon'ny sakaizany/Aiza Ilay nantenaina?/Hitany nefa tsy fantany/Jeso 'zay Tompon'ny aina/Jeso 'zay Tompon'ny aina
Y4:Teniny tsy mba mivadika/Amin'ny olony ory/Tonga ny Tompo nitsidika/Ireo mpi_anany vory/Ireo mpi_anany vory
Y5:Tonga ny taom-pamangi_ana/Tondraka ny famonjena/Velona ny fihobi_ana/Aina vaovao no nomena!/Aina vaovao no nomena!
Y6:Teraka ny fifali_ana/Tonga ny filazantsara!/Andron'ny fitomani_ana/Mody ho Pasaka tsara!/Mody ho Pasaka tsara!/
