M0:|c:G|m:4/4 Faingampaingana|t:FFPM 632 Ampianaro aho, Tompo, mba hiambina|a:Johanesa, Ambato 1880 eo ho eo-1914|r:14.14.14.14
U0:zC:4 6244 4462 6244 C/4 6244 4462 4462 C/4 6244 6244 6244 (84)/4 6244 4462 4462 C
N1:#s, dmrddrdllsdmdr smrddrdllsdmrd dtdrtdrmdrmfrdr smrddrdllsdmrd
N2:#f, d5llffssddt sd4llffssdtd s8drDrls- sd4llffssdtd
N3:msfmmffdddmsms msfmmffdddmsfm mrmfrmfsslllfmr msfmmffdddmsfm
Q0:${N:New}N4:#r, d5f4md,dds d5f4md,ssd ds4d3mffrfs- d5f4md,dsd
N4:#r, d5f4md,dds d5f4md,ssd ds4d3mfmrfs- d5f4md,ssd,
Y1:Ampi_anaro aho, Tompo, mba hi_ambina!/Mandalo tahaka ny rivotra ny androko./Ka mihalany isan'andro, isan'alina,/Ambara-pahatapitry ny fe-poto_ako.
Y2:Endrey ny voninkazo, raha vao maraina e!/Fa tsara ka mamirapiratra ny endriny;/Kanefa maty izy amin'ny hainandro be;/Ka ra\ha hariva di_a simba ny tarehiny.
Y3:Ny tenako no voninkazo ka hihintsana,/Ny aiko tahaka ny zavona sy aloka/Izay mandalo ka tsy manam-pijanonana;/Ny taonako mandroso tahaka ny ri_aka.
Y4:Tsy manam-panorenana atỳ ny heriko,/Mihelina ka tsy mba hita ny alehany;/Malaky tahaka ny tselatra ny androko,/Ka tsy mi_ato_ato ao am-pandehanany.
Y5:Ry Tompo ô, ampi_o aho mba hi_omana,/Ka mba hadi_o fo na aiza no alehako;/Ampaherezo mafy aho mba ho malina,/Mba tsy ho tonga tampoka\ amiko ny fetrako!
