M0:|c:G|m:4/4|r:L.M. miadanadana|t:FFPM 17 - Haja Sy Voninahitra|a:Maintimolaly|h:
U0:z0:42244 4(22)8 4224(22) 4(22)8 422(222)2 (222)28 422(222)2 (22)(22)$Q(4$Q4) 42(11)44 4(22)8
N1:#t,ddrmsfmrm/mmmfmrdrtd/ddrmrdtdrmdr/mmfsfmslsfmmr/sssfmdrdtd
N2:m,#f,sssTls-s/ssllslss-s/sssstdss--m,s/ddrmrdmf'mrddt/sst-slls-s
N3:#s,ddtddddtd/dddddfmfrm/mdtds-fmrddt/z13/mdr-dmrmfm
N4:#d,dmsd'mfs-d/d'd'lrmfss-d/dms#s,drmrdtdd,s/z13/#d,dms-d'lfs-d
Y1:Haja sy voninahitra/Omena\ an'Andriamanitra,/Fa\ Izy\ ihany no mahefa/Izay sitraky ny fony/Izay sitraky ny fony
Y2:Masina, tsy\ azo\ haratsiana;/Mahery, tsy\ azo resena;/Marina, tsy\ azo laingaina;/Hendry tsy\ azo fitahina/Hendry tsy\ azo fitahina
Y3:Ny am-po toy ny am-bava;/Ny maizina toy\ ny mazava;/Ny takona toy ny mise\ho;/Tsy misy àry tsy\ hitany./Tsy misy àry tsy\ hitany.
Y4:Tsy mi_ova ny fombany;/Le\hibe ka tsy oharina;/Ti_a, tsy azo\ arovana;/Miantra tsy azo ferana/Miantra tsy azo ferana
Y5:Saotra\ amam-bavaka atao/Dera sy laza ho Azy;/Izy no ivavahana,/Fa\ anton'izao tontolo\ izao/Fa\ anton'izao tontolo\ izao
