M0:|c:F|m:4/4|r:7.6.7.6.D.|t:FFPM 35 : Isaoranay, Ry Ray|a:S. Rahamefy 1880-1961|h:S. Rahamefy 1880-1961
U0:zC:4624(22)4846244C462444846244C44444(444)4624446(222)6244C4624448(22)6244C
N1:s,#t,mdtr-ddmsrfsmmlsflssmmltdrs,ts,rmfmrsmdtrdddms#rddtlsmmRmfmm#ddrmfmrd
N2:#f,sdssstssdmdrtdd7lF4sz8tds5-s-#t,mmsfmd8-ddtts,
N3:#t,msmrf-mms7fmlfmmddrrdtz8ssmrfmm-m-ssmfsssFslssmfslsfm
N4:#d,dd'd'ss-ddd#r,ddssdd7llrrrsz8sddssd,2-d,-d12l-s4d
Y1:Isaoranay, ry Ra_y,/Ny fiti_avanao;/Fa indro, azona_y/Ny ta_om-ba_ovao Ny ta_om-ba_ovao/Ry Tompo ô! Ambeno/‘Zao fifaliana\ izao/Ka aoka re ho feno/Ny haso_avanao.
Y2:Ny taona va_o lasa/Nipaoka olon-tsoa/Ireny mba nikasa/Mba ho tafita koa mba ho tafita koa/Ny fitondrana\ anefa/Afeninao, ry Ray!/Ka nony mi_antefa/Vao sina izahay.
Y3:Fanahy ô, avi_a/Hitari-dalana\ e!/Mandroso\ izao ny di_a,/Hamaky rano be Hamaky rano be/Ny herinao tsy lefy/No tanjaky ny fo;/Ka ampy mba ho fefy,/Ra\ha avy ny manjo.
Y4:Itoero, Jeso ti_a,/Ny sambona_y re!/Na tony na mari_a,/'Ty ranomasim-be 'ty ranomasim-be/Ra\ha Hi_anao no hita/Tsy fefika\ izahay/Ambara-pi_ampita/Arỳ an-tratran-dRay.
