M0:|c:Ab|m:4/4 Miadanadana|r:11.10.11.10.7. 7.6.13. 11.10|t:FFPM 670 Ny ony tsy miato fa mitady|a:P. Nilsen-Lund 1842-1914|h:P. Nilsen-Lund 1842-1914
U0:zC:4 88 C4 4444 84/4 88 4444 88 ${DC} C/4 4444 84/4 4444 84/4 4444 C/4 88 C4 4444 84/4 88 4444 88 C
N1:#s, sdrmms'fmdmr rmdlmrdtls sdrmdtl lrmfrdt rms'fmr sdrmms'fmdmr rmdlfmrdtd
N2:#m, s5llsmss fmmFFslsFs 7f lfllls 13 llsmss  fmmffslsfm
N3:#s, sdrd7t ttdrdrmrdt tdtd4 mrDrrmr tddtdt tdrd7t 3ddrdfmrd
N4:#d, smt,ddffslss sSld'd'td'r'rs smsdmfl sfmrfss sdmrds smt,ddffslss sSlfrmfssd
Y1:Ny ony tsy mi_ato, fa mitady/Ny ranomasina\ ihavi_any./${D:Ka toy izany ko_a ny fanahy/Mitady ny Andri_amaniny/}Andri_ananahary/No Tompoko nahary/Ny faniri_ako,/Izay mitady Azy, ka manary/Izay misakana ny di_ako.
Y2:Izay midongy sy mirehareha/Tsy hahatratra ny Edenany;/${D:Lomorina ny rano tsy mandeha,/Ka simba ao am-pijanonany;/}Ka toy izany ko_a:/Ho simba avoko_a/Izay mijanona,/Ka tsy manatona ny Tompo so_a,/Izay mitahy sy mamelona.
Y3:Tsy misy zavatra atỳ an-tany/Mahafa-po ny faniri_ako;/${D:Vahiny aho eto ka mankany/An-danitra izay fodi_ako./}Ny Tompoko malala/Ho avy hampi_ala/Ny olony atỳ;/Izaho di_a tsy misalasala/Hanaraka ny Tompo ho arỳ!
