M0:|A:https://dacb.org/fr/stories/madagascar/mondain-gustavestephane/|c:D|m:3/4|t:FFPM 643 O, mandrosoa mba ho tena mpandresy|u:https://hymnary.org/text/mas_que_vencer_tal_es_nuestra_divisa|h:VICTORIA F. Ambresin 1822-1899|a:F. Ambresin 1822-1899 nad. Gustave Stéphane Mondain 1872-1954|r:11.10.11.10
U0:z0:${x3}444 8y 444 48/ 444 8y 444 C/${x0}
N1:s,dms4Fsls s,t,r,f4sfm dmsd'4td'll flr'd'3tltd' dmsd'4td'll flr'd'3tltd' 
N2:#s, sdm5Rmdd str,r4trd ddm5fs'dd f3m3f3m ddm5fs'dd f3m3f3m
N3:s,dms4lsfm s,t,r,t,4s3 msd'd's5l 5s3r'3d' msd'd's5l 5s3r'3d' 
N4:#s, sdmd8 str,s5td 8rmff r3s'3s3d 8rmff r3s'6d
Y1:O mandrosoa mba ho tena mpandresy/Dia mazotoa, mi_asà mitomboa,/Raiso ny tsara, ka roahy ny ratsy,/Ka matokia an'i Jeso tokoa./Raiso ny tsara, ka roahy ny ratsy,/Ka matokia an'i Jeso tokoa.
Y2:O mandrese, ny fino_ana tano,/Na dia mafana ny ady hatao,/Ny fandresena homena ny mino,/Azy ny herin'ny Tompo izao./Ny fandresena homena ny mino,/Azy ny herin'ny Tompo izao.
Y3:Mba matoki_a ny hery tsy hita/I\zay voatahirin'ny Ray ho anao,/Ka vo_atolotra tao Gologota/Mba ho antsika rehetra izao./Ka vo_atolotra tao Gologota/Mba ho antsika rehetra izao./
