M0:|c:Ab|m:3/4 Faingampaingana|r:LM|t:FFPM 42 (2) Vohay ny varavaram-po|h:ABENDS Herbert Stanley Oakley 1830-1903|a:Georg Weissel 1590-1635 Nad. O. Strand 1887-1941
U0:z0:444 (44)4 ${<}(4${=}4)(22) C/${<}4${=}44 8(22)${>}(4${=}4)4 C/ ${<}4${=}4484 ${>}(4${=}4)(22) (84)/ 444 (44)(22) (44)4 C
N1:#s, sdtl-lf-m-r rmfs'd-t-ls tdrfmr-d-t- drms'-f-m-rd
N2:#m, mfssflltd-s sdtds-s-Fs ssslsltmFs- s4Tl-sdts
N3:#s, d4-Dlrd-t tdrmsltrdt fmrdmf-d-r- dtdd-drms'fm
N4:#d, drmf-mr-mfs fmrdm-r-rs #m, rdtddfsl-sf #r, mrd,m-f-s-sd
Y1:Vohay ny varavaram-po/Ilay Mpanjaka manan-jo!/Mpamonjy\ izao tontolo\ izao/No tonga hanasoa anao!
Y2:Ny teny fanasana\ atao/Mitondra tena aim-baovao,/Ny fahori_ana manjo/Afahan’ny famindrampo.
Y3:Mba mihaino_a, maneke/Fa sambatra izay mandre,/Ka anjakan’ny Tompo to/I\zay feno antra, mora fo.
Y4:Ny andron’aina mitatao/No mahafaly fo izao,/Mamiratra sy manome/Fanantenana lehibe!
Y5:Ny vavahady mba vohay!/Finaritra izay mandray,/Fa tonga\ Ilay Mpanjaka soa/Hanao ny asany tokoa.
Y6:Sokafanay ny fo izao/Ry Jeso, mba hidiranao!/Ny fa\haso_avanao anie/Hanananay harena be!
Y7:Atolotray, ry Tompo ô,/Mba ha\hatamana\ Anao ny fo;/Ny famonjena vitanao/No i_ankinanay izao!
