M0:|c:G|m:4/4|r:887887|t:FFPM 257 (1) Ry Jesosy ô! indreto|a:Salomo Franck 1659-1725 Nad. Gunerius Taraldsen Torvik 1871-1954|h:Ludwig Mathias Lindeman 1812-1887|u:https://hymnary.org/tune/dyre_bord_som_jesu_daekker_lindeman
U0:z0:444(22) 4444/ 6244 4444/ 4444 448/ 444(22) 4444/ 6244 4444/ 4(22)44 448
N1:#s, ddrrmfffm/ s'mfmrddt/ mrdrtls/ ltdrmfmdl/ tmddrldt// sltdfmrd
N2:#m, sddtwltdd/ ssddllss/ mmmlsFs/ msslwlSll/ lSlllFms/ ssfmlsfm
N3:#l, mmsswffss/ rmdsl'rrr/ ttdlrdt/ drmrdttdm/ mtdmlrdr/ ddrdddts,
N4:#r, dlsswrrd,d/ tdlsfFss/ SSlFsrs/ sfmfmrmld/ mmlsFrls/ mfrlfssd,
Y1:Ry Jesosy ô! indreto/Izahay nasainao eto/Amin'ny latabatrao/Mba tolory mofon'aina/O! ome_o ranon'aina/Dia ny ra\ aman-tenanao
Y2:O! ry Loharanon'aiko/Tonga aho, fa ilaiko/Hi_anao Mpamonjiko/Raiso ka di_ovy aho/Atafio\ izay mitalaho/Ny fahamarinanao!
Y3:Ry mpi_andry Tsara\ indrindra/Taomy aho mba hifindra/Ao am-balan'ondrinao/Mamonje ka mitahi_a/I\reto ondrinao mani_a/Ento any aminao!
Y4:O! ry Fa\hazavan'ny saiko/Sady tanjaky ny aiko/Tonga aho, ka vonjeo/No_ana ka mitaraina/Mba vokiso mofon'aina/Rano velona omeo!
Y5:Indro, mi_ankohoka\ aho/Tompo ô! ka mitalaho/Eto anatrehanao/Aza mba manary ahy/I\zay misento sy manahy/Mamelà ny heloko!
Y6:Ry mpisolo ny mpanota/I\zay nandoa ny tambin'ota/Latsa-dra ny tenanao/Raisiko am-panajana/Fa nataonao fanasana/I\reto zava-masinao//
