M0:|c:C|m:2/4|r:11.10.11.10.D|a:H. Rabeony 1860 eo ho eo - 1956|h:Adolph Charles Adam, 1803-1856|r:PM|t:FFPM 674 Ry mpivahiny reraka sy ana
U0:z0:4y 62 yy 44/ z31y 4(y) yy 8/ 4y 62 yy 44/ z31y 4(y) yy 4/z31 44 44 yy 42/ z1144 44 yy 6z2/ 4y 62 yy 42/z11 (42)2 (42)2 yy (22)/(y) 62 (42)2 yy 8
N1:#r mmmssllflds smrd,mfssfrd, mmmssllflds sFmtslttdtm sslrslsdmls sslrslsdms dtlt tr'llld ddm'r'sdtls slss- zdr'sm'-r'ddtr'd
N2:#t, dddmmffdfmm smrdd-ttttd dddmmffdfm mmRmmm-R4mm mffrfmmmdmm ffrfmmmdm4s sf4mm ms-ss-fm mfmm- zms 3lfmmrfm
N3:#r sssd5ls dsmrms-ffffm s3d5ls dsls3-l4s tttstd7 ttstd8 #sm mlrrrd 4-td-dd tttd- zdttd -ls5
N4:#s,d5ffl'fd 5ss-s4d 6ffl'fd 5tt-t4 mmrstsddssds drstsddssd l3m mr 4l' 3s'-fm-fs's' ssdm s'd's' fm-fs'2ssd
Y1:Ry mpivahiny reraka sy ana!/Herezonao ny di_a, fa irỳ/Ny lapa so_an’ny fanantenana,/Ka aza mba mamo_y fo etỳ,/Fa vetivety hi_anao no eto,/Dia tapitra ny alahelonao,/Ka di_a mba ononinao ny sento/Fa mihafohy ny alehanao./Fa mihafohy ny alehanao.
Y2:Jesosy no mpitsinjo mpivahiny,/Ka Izy dia ta-handra_y anao;/Ny fony di_a to_y ny fahiny/Ka vonona hitantana anao./Ka mi_ezaha hanatratra eny,/Antsoiny hi_anao izao, ho_e:/Mino_a Ahy araka ny teny,/Ny tranon-dRaiko di_a lehibe/Ny tranon-dRaiko di_a lehibe
Y3:Mangoraka anao izao ny fony!/Ny tena aman-drany vatsinao./Ka aza mba mihemotra intsony,/Fa ampy ho anao Jesosinao./Ka raiso ny finoana ho ampinga,/Ny teny masina ho sabatra,/Ny fa\hamarinana mba hahakinga,/Ny fiti_avana hanandratra./Ny fiti_avana hanandratra.
