M0:|t:FFPM 186 Fanahy Mpanavao anay|a:Rabanus Maurus 780-856 eo ho eo Nad. Johnson 1864-1916 (Dikany malalaka)|c:Bb|m:4/4 Mitalaho|h:Rabanus Maurus 780-856 eo ho eo|r:L.M.
U0:zC:4 4444 44$Q4/4 4444 44$Q4/4 4444 44$Q4/4 444(22) 44$Q4
N1:#f, slsfsdrddstdrmmrrmdlstdrsdlfl-sss
N2:#d, mmmddmsmmssmsssstssfmsmsrsmrr-rrm
N3:#l, dddlddtdddrdtddtsddddrdttddllddtd
N4:#d, dldfmlsddmslsddssdmfdslsfmdrf-ssd'
Y1:Fanahy, Mpanavao anay,/Simban'ny ota izahay,/ka ambo_arinao indray/Havaozy ny fanahinay.
Y2:Avia, ry Afo masina,/Ny ratsy aoka\ ho levona;/Ry loharano velona,/Tondrahonao ny efitra.
Y3:Ny lohataonanao anie/Mba hampaniry so_a be/Sy hampamony ho Anao/I\zao tany karankaina\ izao.
Y4:Ny efitra sy tany lao,/Hihoby sy hidera\ Anao,/Fa olom-potsy no ho ao;/Mpanompo teo fa afakao.
Y5:Ry lohataona maminay!/Midìna faingana\ aminay,/Fanahy, Mpanavao anay,/Ni_andry ela izahay!
